|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fadina |
| Fototeny | 2fady |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Enti-milaza ny zavatra tsy hanina noho ny antony samihafa na atao an-tsitrapo: Fadio ny trondro fa tsy mahasalama anao.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to be abstained from, to be refrained from..
[1.2] 6to be tabooed, to be avoided. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7dont on s'abstient.
[1.3#134, 1.8] 8dont on ne mange pas, qu'on ne fait pas. [1.3#134] |
| Ohatra |
9 fadina ny mandeha anaty arabe.
[2.117#]
10 Ny olona ho ela amin'ny tany ary ny tany ho ela amin'ny olona, ny tsena eo Amboanana tsy ho azontsika fadina. [2.588#] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 15volam-padina |
| Fivaditsoratra | 16 andafy, 17 fadina, 18 fanady, 19 fanday, 20 fandia |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|