|
|
|
|

Teny iditra1  fadibare
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Betsimisaraka] fomba fanao raha vokatra ny vary dia tsy maintsy omena aloha ny Zanahary sy Razana izay vao azon'ny olona hohanina; santabary [1.78]
Voambolana  4  Finoana

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04