|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 FAAK |
| Sokajin-teny | 2 anarana (fanafohezanteny) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Filan-kevitra Ambony momba ny Ady amin’ny Kolikoly.
[3.1] |
| Ohatra |
4 Mba hahafahana miady bebe kokoa amin' ny kolikoly àry dia notapahin' ny Filoham-pirenena fa atsangana ny Filan-kevitra Ambony momba ny Ady amin' ny Kolikoly (faak) Rafitra miankina mivantana amin' ny Fiadidiana ny Repoblika ny faak.
[4.27#]
|
| Fivaditsoratra | 5 FAAK, 6 faka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|