|
|
|
|

Teny iditra1 excelsus    
Sokajin-teny  2 anarana
Voambolana  3 Haizavamaniry: karazana ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
Acridocarpus excelsus  4kiragy, 5kirajy, 6mahavoravina, 7maroravina, 8matalihazo, 9maveravy, 10mavorano, 11mavoravina, 12moramena, 13sariheza, 14sohihy, 15tsarieza
Acridocarpus excelsus var. isalensis  16matahazo, 17motalahy, 18motalazy

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/04