|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 evotra
Sokajin-teny  2 Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy  3Enti-milaza fibontsina na fivohitra ho avoavo noho ny manodidina, fiantsamboatra miakatra.. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4rebondissement, élasticité, soulèvement, dilatation comme d’un ressort, convexité, relief, bosse d’un corps comprimé revenant à son état ordinaire, action de monter de condition, de se dédire. [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (2/2)15 evotra
Sokajin-teny  16 anarana
Fanazavàna teny frantsay  17vapeur, transpiration § èvoka.. [Tankarana] [1.19]
Kamban-teny rehetra  18fanala evotra

Fivaditsoratra  19 avetro, 20 evotra

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08