|
|
|
|

Teny iditra1 eto ho eto
Singan-teny  2eto, 3ho
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5milaza toerana tsy tondroina marina' fa tokotokony fotsiny: Tsy fantatro marina fa eto ho eto no misy ny tranon-dry Rabevokatra. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12