|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 eseka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3[fr.
4échec] Kilalaon-tsaina misy efitrefitra 64 ka ny 32 (16 avy ny an-daniny sy ny an-kilany) no andaharana vato 6 karazana, ny roa voalohany amin' ireo dia ny mpanjakalahy sy ny mpanjakavavy. 5Samy manana ny fandehany avy ireo vato ireo ka mifampihinana; rahefa ny mpanjakalahy no lany dia izay no faharesena. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6chess.
[3.1] 7échec. [3.1] |
| Voambolana | 8 Kilalao |
| Fivaditsoratra | 9 akese, 10 eseka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|