|
|
|
|

Teny iditra1 erikatra
Sokajin-teny  2 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3Manondro toerana somary lavidavitra ka manondro matimafy kokoa noho ny erỳ ary fampiasa indrindra amin' ny valin-teny: Aiza ianareo no mipetraka? Erikatra (sady tondroina ilay toerana). [1.1]

Fivaditsoratra  4 erikatra, 5 katirera, 6 raiketra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12