Teny iditra eoropa > Eopa
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (jeôgrafia)
Famaritana malagasy   Iray amin'ireo fizaràna dimy eto amin'izao tontolo izao, voafaritry ny Oseana Arktika sy Atlantika; ny ranomasina Meditaranea, ny ranomasina Mainty, ny tendrombohitr'i Caucases, ny ranomasina Kaspiena sy ny tendrombohitr'i Oural [SLP 1986]
Dikanteny frantsay   Europe [SLP 1986]
Voambolana  

Nohavaozina taminy 2009/09/09
Takela isoratana ny soso-kevitrao