|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 ento
Fototeny  2tondra
Sokajin-teny  3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana entina [Fitanisana]
Ohatra  4 ento atỳ ny solomasoko [1.1]
5 Ary ento eto anatrehako i Kelimalaza lahy sy i Kelimalaza vavy.
ento koa i Manjakatsiroa fa ho avy ity ny tsy azo ihodivirana ka hanalan' Andriamanitra ahy.
-- Aoka aloha, ny Andriana...
-- Tsia. ento ireo, lehiroa.
[2.528#21]
Ohabolana  6 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)7 ento
Sokajin-teny  8 anarana
Fanazavàna teny frantsay  9Rauvolfia confertiflora Pichon (Apocynaceae).
10Arbuste très commun dans le Sud, très amer dans toutes ses parties et violemment toxique.
11On en prépare surtout des appâts empoisonnés pour supprimer les chiens quand ils deviennent très nombreux.
12L'écorce et les racines sont depuis quelques années, l'objet d'exportations vers l'Europe pour l'extraction de leurs alcaloïdes.
13Sur les alcaloïdes de cette espèce voir A.
14Bonati et coll.
15La Chemica et l'Industria (Milano) 53 : 1042 (1971), 54 : 618 (1972) et Fitoterapia 43 : 67 (1972).. [Tandroy] [1.196]
Voambolana  16 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  17 ento, 18 teno, 19 tone

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02