|
|
|
|

Teny iditra1 entin-doloha
Singan-teny  2entina, 3loloha
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5enti-milaza ny vehivavy maty vady alain' ny rahalahin' ny vadiny ho vady indray. [1.1]
Voambolana  6 Fifandraisana: fianakaviana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12