|
|
|
|

Teny iditra1  endrilahy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Bara] anadahin-dreny [1.78]
4 [Tanala] anadahin-dreny, dadafara, na dadatoa avy amin'ny reny [1.78]
Voambolana  5  Fifandraisana: fianakaviana

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04