|
|
|
|

Teny iditra1  endatra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Betsimisaraka] azo vakina madinina entina mandeha mihaza amalona
4 asiana afo mba atao jiro manazava amin'ny alina
5 taitra tampoka [1.78]

Fivaditsoratra  6 andetra, 7 andreta, endatra

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04