|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 elefanta |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Biby makadiry indrindra amin' ny biby an-tanety, milanja hatramin' ny 5 taonina.
4(Ny elefanta izay tsy fahita afa-tsy any Afrika sy any Azia dia manan-koditra matevina; ny nifiny anoloana ambony dia miranirany lava lehibe ataony fiarovan-tena ary nomena anarana hoe vangin' elefanta; ny molony ambony kosa lava mitarozaka ka ampiasainy ho organa fandraisan-javatra; mety ho velona mandritra ny 100 taona ny elefanta). [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5éléphant.
[1.3] |
| Ohatra |
6 Tsy mba tongotr' elefanta ohatra ny fiteny intsony izany;
[2.4]
7 Ny rambony kosa dia fohy noho ny an' ny elefanta any Asia. [1.38] 8 Ny elefanta no ampiasain-dry zareo Indianina hoenti-mamakivaky ireny ala ireny. [2.117] 9 Izy no nitondra ilay sampy vato mitarehina elefanta ary atao hoe Vatolambo, izay mbola ao Ambohitsara mandraka androany. [2.508] |
| Voambolana | 10 Haibiby: mampinono |
| Tovy hevitra | 11trepo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|