|
|
|
|

Teny iditra1 ela ny ela
Singan-teny  2ela
Sokajin-teny  3 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4enti-milaza zavatra tonga na niseho rehefa nandrasana naharitra: Ela ny ela ka tonga ny fahaleovan-tena. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5after a long time. [1.7]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12