|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 eko |
| Sokajin-teny | 2 mpampitohy [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3sy, ary: Ny raha soa tsa tamate-mate eko ny ratsy tsa alevem-beloña (Ny zavatra soa tsy azo tahirizim-paty ary ny ratsy tsy alevim-belona).
[Betsileo]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 4 eko, 5 keo, 6 koe, 7 oke |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|