|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 ehaka
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fiaina sempotsempotra. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4essouflement, respiration pénible. [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Voambolana  9 Fahasalamana
Mpanahaka  10 fahasemporana, 11 fiehakehaka, 12 fisanehaka

Teny iditra (2/2)13 ehaka
Sokajin-teny  14 anarana
Fanazavàna teny malagasy  15Etaketaka, edinedina. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  16action de se donner des airs importants.
17outrecuidance. [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31