|
|
|
|

Teny iditra1 efi-trano
Sokajin-teny  2 kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  3a room in a house. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  4une chambre à la maison. [1.8]
Ohatra  5 efitrano tsotsotra ny lakilasy. [2.117#]
6 Nahantona eran' ny efitrano rehetra izany. [2.472#]
7 Ary iza àry no hianatra ao amin' io efitrano vaovao io? [2.117#]
8 Novahany ilay efitrano rjiisy an'i Dolfa sy i Voahirana. [2.895#]
Kamban-teny rehetra  9fianarana mampihaingo efitrano

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08