|
|
|
|

Teny iditra1  efadafy
Singan-teny  2 efatra, 3 lafy
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Teny enti-milaza ankapobeny ny sary rehetra misy lafy efatra, toy ny efamira [1.1#182]
6 [efa-dafy] sary misy lafiny efatra [1.1#182]
Fanazavàna teny frantsay  7 quadrilatère [1.13.fr#35]
Voambolana  8  Matematika: rafitsary

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04