|
|
|
|

Teny iditra1 edre
Sokajin-teny  2 tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3Tenenina raha mahita zava-manaitra tsy nampoizina: Edre! inona re itỳ nataonao, anaka!. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12