|
|
|
|

Teny iditra1 ede
Sokajin-teny  2 tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3Entina manakora ny olona mampiseho toetra na fihetsika tsy fanao ampahibemaso: Ede! olona tsisy varany izany marina. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4terme pour huer à la vue de quelque inconvenance. [1.3]
Sampanteny 
Tenim-piontanana :
Tovy hevitra  6eda, edede

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19