|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1 de
Sokajin-teny  2 mpampitohy [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3dia. [Betsimisaraka] [1.78]

Teny iditra (2/4)4 de    
Sokajin-teny  5 mpampiankin-teny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  6n', ny: La maison de mon père (Ny tranon' ikaky).
7amy, ao an-, an-, any, vao: Les gens de la maison (Ny olona ao an-trano) / Faire entrer quelqu'un de force (Mampiditra olona an-kery) / Il vient de la campagne (Avy any an-tsaha izy) / Il vient de sortir (Vao nivoaka teo izy).
8hatrany, hatramy: Il est allé de Paris à Rome (Nandeha hatrany Paris ka hatrany Roma izy) / Du matin au soir (Hatramy ny maraina ka hatramy ny hariva).
9momba, anisa, araka, ho: Cours d'histoire (Fampianarana momba ny tantara) / Je suis de vos amis (Anisan' ny sakaizanao aho) / De l'aveu de tout le monde (Araka ny hevitry ny be sy ny maro). [1.1]
10hatrany, hatramin', avy amin', an', ao, amin': Un plat d'argent (vilia vola) / De près (akaiky) / Faire de son mieux (manao izay azo atao mihitsy) / De ce que (satria) / . [1.9]

Teny iditra (3/4)11    
Sokajin-teny  12 anarana
Fanazavàna teny malagasy  13fanosehana. [1.66]

Teny iditra (4/4)14    
Sokajin-teny  15 anarana
Fanazavàna teny malagasy  16kodiakely. [1.66]
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12