|
|
|
|

Teny iditra1 draidraidraidray
Sokajin-teny  2 tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3Enti-milaza fangirifiriana, fanaintainana tsaroana lalina sy maharitra: Draidraidraidray! maharary ilay tanako nioritra anikeheo. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12