|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 dorana |
| Fototeny | 2dotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Ampirehetina, asiana amin' ny afo: Nodoran' ny olona ny tanety.
5Levonina amin' ny afo: Nodorana ny fitafiany fa matin' ny areti-mifindra izy. 6Poretina, terena: Nodoran' ny Fanjakana ny mpifehy ny faritany mba hampanao lalana haingana. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 12 Andora, 13 andrao, 14 androa, 15 darona, 16 dorana, 17 radona, 18 rodana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|