|
|
|
|

Teny iditra1 dontoina
Fototeny  2donto
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Atao tonga marenindrenina: Mahagaga fa nodontoin' ny aretina io zaza io.
5Domboina: Aza dontoina amin' ny vato ny angadinao.
6Tonga tsy mailaka, tsy matsilo intsony: Nodontoin' ny asa mafy loatra zaza itỳ ka izany no tsy androsoany amin' ny fianarana. [1.1]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12