|
|
|
|

Teny iditra1 donotra
Fototeny  2dotra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4voadotra, dorana, levonina amin' ny afo: Nodonotra ny fitafian' ilay matin' ny areti-mifindra. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5brûlé, incendié, cuit, pressé fortement: Biriky tanimanga voadotra (Brique cuite). [1.3#116]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
Tovy hevitra  9voadotra

Fivaditsoratra  10 atondro, 11 donotra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12