|
|
|
|

Teny iditra1 donika
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Aretina mampivonto ny foto-tsofina: ny amantarana azy voalohany mandrakariva dia ny fivontosan' ilay mosavin-kena atao hoe glandes parotides eo ambanin' ny sofina indrindra sy tandrifiny. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4tumeur au-dessous des oreilles. [1.3, 1.54]
Voambolana  5 Fahasalamana

Fivaditsoratra  6 ankody, 7 dokany, 8 donika, 9 kidona

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19