|
|
|
|

Teny iditra1 dongina
Fototeny  2dongy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Tadiavina hotanana ho an' ny tena nefa an' olona: Dongin' ny zanakao fotsiny ny kilalaonay. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 andingo, 10 dingano, 11 dongina, 12 ngadony

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12