|
|
|
|

Teny iditra1 dongidongy
Fototeny  2dongy
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny frantsay  4[dulicatif fréquentatif]. [1.3#115]
Ohatra  5 Izany no dongidongy, izany no kazana, izany no petra, izany no mandidy, izany no saborobotaka, izany no andrianevoka, izany no takalitra [1.406#110]
Haiendriteny 
6 Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Ohabolana  8 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  9 dingodingo, 10 dongidongy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02