|
|
|
|

Teny iditra1 dongary
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3kitapo fitondram-bary. [Bara] [1.78]
4Harona boribory lavalava fasian' ny Tanosy sy ny Bara fotsimbary. [Sakalava] [1.1]

Fivaditsoratra  5 dangory, 6 dongary, 7 rangido

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12