|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 dongaingy |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Enti-milaza olona fohy vozona na fohy tenda ka ny lohany toy ny milentika ao anatin' ny lamosiny, noho ny fitondrana enta-mavesatra lava na antony hafa..
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4Qui a le cou court et la tête enfoncée dans les épaules, par suite d’un lourd fardeau ou pour une autre cause.
[1.3#114] |
| Sampanteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|