|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 donendrina |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Tsy mahalala na inona na inona fa bado sy adaladala..
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4stupid, simpleminded.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5maladroit, entrepris, simple, sot, nigaud.
[1.3#114] 6hébété. [1.8] |
| Ohatra |
7 lany ve, hono, ny hambo no ny ratsy no manitsa-doha, ny malemy no be fila kisa, ny donendrina no avy manitsaka?
[1.302#]
|
| Sampanteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|