|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 donaina |
| Fototeny | 2dona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Kapohina, velezina, asiana mafy: Nodonainan' ny zokiny izy ka nahatsiaro fanina.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5qu'on frappe, qu'on bat comme font les laveuses: Nodonainao mafy loatra ny zazakely (Vous avez frappé l'enfant trop fort) ~ Aza donainao loatra ny lamba (Ne battez pas trop fort le linge).
[1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 10 anadino, 11 andaino, 12 andanio, 13 andoany, Andoany, 14 anindao, 15 aondany, 16 donaina, 17 idonana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|