|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 domiverina
Singan-teny  2dona, 3miverina
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Fipaikan-javatra amin' ny rindrina na zavatra hafa izay mahatonga azy hiverina amin' ny toerana niaviany ihany indray: Raha sendra rindrina ny feo, dia manao domiverina, ka izany no mahatonga ny ako. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6choc en retour. [1.3]
7contre-coup. [1.13]

Teny iditra (2/2)8 Domiverina
Singan-teny  9dona, 10miverina
Sokajin-teny  11 anarana (teatira) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  12opérette de 1939. [1.59]
Voambolana  13 Haisoratra: teatira
Mpanoratra  14Rajaonson Charles

Fivaditsoratra  15 domiverina, Domiverina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02