|
|
|
|
Teny iditra
1
domba
Sokajin-teny
2
mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy
3
Mivohitra mandroso be:
Domba ny oron-dRamotoa io
.
[
1.1
]
Sampanteny
Matoantenin' ny mpanao :
4
mampandomba
,
5
mandomba
Anarana :
6
fandomba
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19