|
|
|
|

Teny iditra1  domatika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Antambahoaka] dinta [1.78]
4 [Tanala] karazan-dinta, dintam-bohitra (tia aty ala sy ny toerana mandomando: Lalañ'be domatika ny mandeha an-kosin-dry Tsaboa (lalana feno dintam-bohitra ny mankany amin'ny tanimbarin-dry Tsabao) [1.78]
Voambolana  5  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04