|
|
|
|

Teny iditra1 dolelaka
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Koka lava, feo tokana lavareny rehefa miantso.
4Fiantsoana olona ka halavaina na tarihina ho lava ny fanononana ny vaninteny farany amin' ny anarany na ampiana zana-peo toy ny a, ò! (ankehitriny). [1.1]
Voambolana  5 Feo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12