|
|
|
|

Teny iditra1 dokoroka
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fanjoretra na fanjonitra atao mba hangorahan' ny olona ny tena.. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4Mélancolie, persistance, patelinage, assiduité, instance pour exciter la pitié.. [1.3#112]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Fivaditsoratra  11 dokoroka, 12 kodoroka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19