|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 dofitra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Enti-milaza fidonana amin-javatra, fiantraika na fipokan' ny zavatra roa, saingy ny iray manatona fa ny iray donina tsy mihontsina eo am-pitoerana fotsiny, na ny iray mandona mievotra fotsiny nony midona amin' ilay iray hafa..
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4root of voadofitra, dofirina, midofitra, mandofitra, andofirana, fidofitra.
[1.2#124] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5choc des projectiles, des fardeaux, des navires, des embarcations.
[1.3#111] |
| Sampanteny |
|
| Fivaditsoratra | 15 difotra, 16 dofitra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|