|
|
|
|

Teny iditra1 dobodobony
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Dongadonga; entina milaza indrindra ny zana-borona matavitavy tsy mbola tonga elatra tanteraka. [1.1]
Voambolana  4 Haibiby: (amin' ny ankapobeny)

Fivaditsoratra  5 bodobodony, 6 dobodobony

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12