|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 doba
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Bota be sy botrefona (mitovy hevitra amin' ny Dobarabe, saingy miborabora malemilemy). [1.1]
4sakafo masaka potsehina halemy. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5purée. [1.13]
Voambolana  6 Toe-karena: hanina

Teny iditra (2/2)7 doba
Sokajin-teny  8 anarana
Fanazavàna teny malagasy  9tabataba. [Bara] [1.78]
Tovy hevitra  10dobaky

Fivaditsoratra  11 bado, 12 boda, 13 dabo, 14 doba

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12