|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 divay |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Zavapisotro vita amin' ny ranomboaloboka navela hiketriketrika; misy alkaola eo amin' ny 11-12° eo ho eo ny divay ka mahamamo sy manimba raha sotroina betsaka; mety hahasalama kosa izy raha sotroina amin' ny fotoanan' ny sakafo ka tsy mihoatra ny androatokon' ny litatra amin' ny sakafo mandritra ny andro.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4wine.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5vin.
[1.8] |
| Ohatra |
6 Omeo divay izahay!
[2.285#]
7 Namboly sy niompy koa izy ka sady nanao divay sy toaka no namboatra fromazy. [2.113#] |
| Voambolana | 8 Toe-karena: hanina |
| Kamban-teny rehetra | 9manditsa-divay |
| Lahatsoratra | 10Randzavola: divay ao amin' ny Baiboly |
| Teny iditra (2/2) | 11 divay |
| Sokajin-teny | 12 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
13Karazan-kazo salasala.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14Ketmie oseille.
[1.1] 15(du français « du vin »).. 16Hibiscus sabdariffa L. 17(Malvaceae).. [Sakalava] 18Vitis microdiptera Baker (Vitaceae) (voir famakientana).. [Betsimisaraka, Bezanozano, Tanala] [1.196] |
| Voambolana | 19 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|