|
|
|
|

Teny iditra1 disely
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3[fr.
4du sel] Zavatra tahaka ny vovo-tsira, fotsy, somary mamiratra, ampiasaina' ho fanadiovan-kibo na fampivalanana; misy karazany roa ny disely, dia ny "sel de soude" ary ny "sel de magnésie", izay samy hafa ny fomba fiasany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5Epsom salts [Fr.
6du sel]. [1.2]
Voambolana  7 Toe-karena: hanina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12