|
|
|
|

Teny iditra1 dirina
Fototeny  2ditra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Anaovana kiry: Nodiriny teo ny lambako ka lasany. [1.1]
5henjanina. [2.285#221]
Fanazavàna teny anglisy  6to be persisted in, to be made the subject of constant dispute. [1.2]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11 dirina, 12 indray

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12