|
|
|
|

Teny iditra1 diosezy
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3[fr.
4diocèse] (Fiv.
5kat.) Faritany eo ambany fitondran' ny eveka iray, izay mandidy mahatapaka eo amin' io faritra io rehefa manaraka ny sori-dalan' ny Eglizy. [1.1]
Voambolana  6 Fivavahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12