|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 diningana |
| Fototeny | 2dingana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Voadingana, dinganina, dikaina: Nodiningany ny rainy ka tsy faly.
5Ihoarana: Nodiningany ny hady. 6Avala, hadino: Nodininganao ireto andalana roa ireto. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 10voadingana |
| Fivaditsoratra | 11 dinganina, 12 dinginana, 13 diningana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|