|
|
|
|

Teny iditra1 dinihina
Fototeny  2dinika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Fakafakaina, alaina ambony alaina ambany: Tokony hodinihina tsara izany raharaha izany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be examined into, to be talked over minutely, to be admonished. [1.2]
6to be closely examined. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7qu'on rumine, qu'on examine: Tokony ho hodinihinao tsara izany (Vous devez bien examiner cela). [1.3]
8qu'on examine de près. [1.8]
Ohatra  9 Maika loatra izany fa tsy maintsy dinihina tsara. [2.332#]
10 Iza no mahazo tombony amin' ny inona, raha dinihina? [1.369#]
11 Matetika moa ny zavatra tsy hita raha tsy efa dinihina ela. [2.643#]
Haiendriteny 
12 Ny ankehitriny :
13 Ny lasa :
14 Ny hoavy :
15 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  16mateza dinihina
Ohabolana  17 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02