|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 dinganina |
| Fototeny | 2dingana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Itana, vikinina: Dingano io tatatra io raha te ho tonga erỳ atsimo erỳ ianao.
5Hadino, avala: Nodinganiny ny andininy fahatelo tamin' ilay hira. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to be stepped over, to be jumped over, as a log or a ditch.
[1.2] 7to be stepped over; to be skipped, to be omitted. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8qu'on enjambe; qu'on omet.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 13 dinganina, 14 dinginana, 15 diningana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07 |
|