|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 dingadingana
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny anglisy  3a kind of fish (Prov.). [1.2]
4sea cucumber, trepang. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  5nom d'un poisson de mer ; sorte d'oursin, holothurie (...chinodermes).. [Tankarana] [1.19]
6concombre de mer, holothurie, trépang. [3.1]
Voambolana  7 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Kamban-teny rehetra  8Fikambanana 2 amin' io teny io
Sary 

Teny iditra (2/2)9 dingadingana
Sokajin-teny  10 anarana
Fanazavàna teny malagasy  11Karazan-javamaniry (Psiadia dodonaefolia). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12a shrub, the leaves of which are used for annealing new water-pitchers; the latter are heated and then rubbed with the leaves.
13The leaves are also used for condyloma; the sihanaka use them for scabies.
14Psiadia dodonaefolia, St.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  15arbuste, Psiadia dodonaefolia, St.. [1.3]
16(de dingana : action d'enjamber, de sauter par dessus un obstacle, d'empiéter sur autre chose).
17Nom donné à diverses plantes réputées envahissantes Principalement :.
18Psiadia altissima (DC.) Drake (Asteraceae).
19Voir dingadinga. [Merina, Bezanozano, Betsimisaraka, Tanala]
20Dombeya linearifolia Hochr.
21(Malvaceae).. [Tankarana] [1.196]
Ohatra  22 Ny dingadingana namoa tsy an-dravina ny hazotokana namoa tsy am-bony ary ny paiso nandika taona ka nahoana re no nanjary niova toy izany izy, razoky? [2.131#418]
23 Vinitra ery izy nidina ny fasana, nosavasavainy maika toa nampitahotra azy ireo vero sy dingadingana milobolobo ary nirintona nanitsy ny tranony, tsy vonona hanohy lalao intsony. [2.470#30]
Voambolana  24 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Kamban-teny rehetra  25dingadingambazaha
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08