|
|
|
|

Teny iditra1 dihizina
Fototeny  2dihy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Ifaliana anaovana dihy: Vaovao mahafinaritra tahaka izany ha tsy hodihizina. [1.1]
Ohatra  5 Ny fanambadiana hoy izy, dihizina amboalohany [2.59]
6 Ny sasany dia marary ka dihizina, ireo no atao hoe « Bilo » [1.353]
7 fa rehefa maty kosa vao dihizina sy ilanonana havaloana vao alevina ny razana. [2.113]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02